FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Hovonoin’i Arona ilay osilahy atao fanatitra noho ny ota, dia ilay ho an’ny vahoaka.+ Ary hoentiny ao ambadiky ny ridao+ ny ran’ilay+ osilahy, ka hataony toy ny nataony tamin’ny ran’ilay omby. Dia hafafiny tandrifin’ilay sarony sy eo anoloan’ilay sarony izany.

  • Matio 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+

  • Jaona 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Hitany nanatona azy i Jesosy ny ampitson’iny, ka hoy izy: “Iny ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra+ izay manaisotra ny fahotan’izao+ tontolo izao!+

  • Jaona 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Manana ondry hafa+ tsy ao amin’ity vala ity+ aho. Ireny koa tsy maintsy hoentiko, ary hihaino ny feoko izy,+ ka ho tonga andiany iray ireo sady ho iray ihany ny mpiandry.+

  • Apokalypsy 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa namaly azy avy hatrany aho hoe: “Ianao no mahalala, tompoko.” Ary hoy izy tamiko: “Ireo no avy tamin’ny fahoriana+ lehibe, ary ny akanjony nosasany sy nofotsiany+ tamin’ny ran’ny+ Zanak’ondry.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara