FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana+ ka hanao famantarana sy fahagagana+ mba hampivily lalana ny olom-boafidy, raha azony atao.+

  • 3 Jaona 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha tonga àry aho, dia hampahatsiahiviko ny nataony, izay mbola tohiziny ihany.+ Manaratsy anay tsy an-kijanona izy,+ nefa tsy vitan’izany ihany fa tsy mandray amim-panajana an’ireo rahalahy+ koa. Ary izay te handray+ azy ireo dia tadiaviny hosakanana+ sy horoahina+ tsy ho anisan’ny fiangonana.

  • Apokalypsy 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Na izany aza, dia izao no anomezako tsiny anao: Leferinao ilay vehivavy Jezebela,+ izay mihambo ho mpaminanivavy sady mampianatra+ sy mamitaka ny mpanompoko+ hijangajanga+ sy hihinana zavatra atao sorona ho an’ny sampy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara