13 Manoratra aminareo raim-pianakaviana aho, satria ianareo efa mahalala azy, dia izy izay efa nisy hatrany am-piandohana.+ Manoratra aminareo tanora+ aho, satria ianareo efa nandresy an’ilay ratsy.+ Manoratra aminareo ankizy+ aho, satria ianareo efa mahalala ny Ray.+