FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Raha mbola natory ny olona, dia tonga ny fahavalony namafy tsimparifary* teo amin’ny vary,* dia lasa.

  • Matio 13:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 ny tanimbary dia izao tontolo izao,+ ny voa tsara dia ny zanak’ilay fanjakana, fa ny tsimparifary kosa dia ny zanak’ilay ratsy,+

  • Galatianina 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa noho ny rahalahy sandoka+ izay nampidirina mangingina teo anivontsika,+ sady nisoko niditra mba hitsikilo ilay fahafahana+ ananantsika amin’ny maha mpianatr’i Kristy Jesosy antsika, mba hanandevozan’izy+ ireo tanteraka antsika...

  • 1 Jaona 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Niala tamintsika izy ireny, fa tsy mba namantsika.+ Mbola ho niaraka tamintsika ihany mantsy izy raha namantsika.+ Niala anefa izy, mba haseho mazava fa tsy ny rehetra no namantsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara