Daniela 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanohitra+ ahy iraika amby roapolo andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa.+ Dia tonga nanampy ahy i Mikaela,+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.+ Ary tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho,+ nandritra izany fotoana izany.
13 Nanohitra+ ahy iraika amby roapolo andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa.+ Dia tonga nanampy ahy i Mikaela,+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.+ Ary tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho,+ nandritra izany fotoana izany.