FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 75:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Aza asandratra avo ny tandrokareo,

      Ary aza mirehareha rehefa miteny.+

  • Salamo 140:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tsy haharitra eto an-tany anie ny olona mpanita-dresaka!*+

      Aoka henjehin’ny faharatsiana ny olona mahery setra, ka hoveliveleziny.+

  • Titosy 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Maro mantsy no tsy manaiky hofehezina, mpanao resaka tsy misy fotony+ ary mpamitaka, indrindra fa ireo mifikitra amin’ny famorana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara