2 Petera 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 mba ho tadidinareo ny teny efa voalazan’ny mpaminany+ masina sy ny didin’ny Tompo sady Mpamonjy. Nampitainy tamin’ny alalan’ireo apostolinareo izany didy izany.+
2 mba ho tadidinareo ny teny efa voalazan’ny mpaminany+ masina sy ny didin’ny Tompo sady Mpamonjy. Nampitainy tamin’ny alalan’ireo apostolinareo izany didy izany.+