FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny zanak’Israely.”

  • Jaona 4:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ianareo mivavaka amin’izay tsy fantatrareo,+ fa izahay kosa mivavaka amin’izay fantatray, satria avy amin’ny Jiosy ny famonjena.+

  • Titosy 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ho an’i Titosy, tena zanako+ araka ny finoana iombonantsika,

      Ho aminao anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana izay avy amin’Andriamanitra Ray+ sy Kristy Jesosy Mpamonjy antsika!+

  • Hebreo 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 ataontsika ahoana no fandositra+ raha famonjena lehibe+ toy izao no ataontsika tsirambina?+ Ny Tompontsika+ mantsy no voalohany nilaza an’io famonjena io. Ary nanamafy+ azy io tamintsika ireo nandre azy io.

  • 1 Petera 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, sady mpisorona no mpanjaka, firenena masina,+ olona nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambaranareo hatraiza hatraiza ny hatsaran-toetran’ilay”+ niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga.+

  • 2 Petera 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Simona Petera, mpanompo+ sy apostolin’i+ Jesosy Kristy.

      Ho an’izay efa nahazo finoana be voninahitra toy ny anay,+ tamin’ny alalan’ny fahamarinan’Andriamanitsika+ sy Jesosy Kristy Mpamonjy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara