Lioka 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ireo teny amin’ny tany tsara kosa, dia izay mandre ny teny amin’ny fo tsara sy mahitsy,+ ka mitahiry izany ao am-pony, ary mamoa amin’ny fiaretana.+ Lioka 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Raha miaritra ianareo dia ho voavonjinareo ny ainareo.+ 2 Timoty 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary raha miaritra foana isika, dia ho mpanjaka hiara-mitondra aminy.+ Fa raha mandà+ azy kosa isika, dia holaviny. Hebreo 10:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa mila miaritra+ ianareo mba ho tanteraka aminareo ilay fampanantenana,+ rehefa vitanareo ny sitrapon’Andriamanitra.+ Hebreo 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Diniho tsara tokoa ilay niaritra izany teny fanoheran’ny+ mpanota izany mba tsy ho kivy ianareo na ho reraka.+ Tsy nitera-boka-tsoa ho an’ireny anefa izany fanoherana izany.
15 Ary ireo teny amin’ny tany tsara kosa, dia izay mandre ny teny amin’ny fo tsara sy mahitsy,+ ka mitahiry izany ao am-pony, ary mamoa amin’ny fiaretana.+
12 ary raha miaritra foana isika, dia ho mpanjaka hiara-mitondra aminy.+ Fa raha mandà+ azy kosa isika, dia holaviny.
36 Fa mila miaritra+ ianareo mba ho tanteraka aminareo ilay fampanantenana,+ rehefa vitanareo ny sitrapon’Andriamanitra.+
3 Diniho tsara tokoa ilay niaritra izany teny fanoheran’ny+ mpanota izany mba tsy ho kivy ianareo na ho reraka.+ Tsy nitera-boka-tsoa ho an’ireny anefa izany fanoherana izany.