5 dia aorina ho trano ara-panahy+ ianareo, izay vato velona koa, mba ho mpisorona masina, ka hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+
6 Sambatra+ sy masina+ izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany. Tsy manam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa,+ fa ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy ireo, ka hiara-manjaka aminy mandritra ny arivo taona.+