FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Zana-diona ianao, ry Joda.+ Hihinana remby ianao, anaka, dia hitsangana. Niondrika izy, nitsotsotra toy ny liona izy. Toy ny liona izy, ka iza no ho sahy hanaitra azy?+

  • Hebreo 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hita mazava fa avy tamin’ny fokon’i Joda+ ny Tompontsika, dia foko tsy mba voalazan’i Mosesy ho nisy mpisorona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara