Joela 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary i Jehovah hanandratra ny feony+ eo anoloan’ny tafiny,+ satria maro be ny miaramilany.+ Mahery mantsy ilay manatanteraka ny teniny. Fa lehibe sy tena mampahatahotra ny andron’i Jehovah,+ ka iza no mahatanty izany?”+
11 Ary i Jehovah hanandratra ny feony+ eo anoloan’ny tafiny,+ satria maro be ny miaramilany.+ Mahery mantsy ilay manatanteraka ny teniny. Fa lehibe sy tena mampahatahotra ny andron’i Jehovah,+ ka iza no mahatanty izany?”+