3 Ary nihira+ toa hira vaovao+ teo anoloan’ny seza fiandrianana sy teo anatrehan’ny zavamananaina efatra+ sy ny anti-panahy+ izy ireo. Ary tsy nisy nahay izany hira izany, afa-tsy ny efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy,+ izay novidina+ avy teto an-tany.