Joela 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny fitsambikimbikiny dia tahaka ny firodorodon’ny kalesy eny an-tampon-tendrombohitra,+ sady tahaka ny firefodrefotry ny lelafo mandevona vodivary.+ Ary toy ny firenena mahery izay milahatra hiady izy.+
5 Ny fitsambikimbikiny dia tahaka ny firodorodon’ny kalesy eny an-tampon-tendrombohitra,+ sady tahaka ny firefodrefotry ny lelafo mandevona vodivary.+ Ary toy ny firenena mahery izay milahatra hiady izy.+