FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 102:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mba hihaino ny senton’ny voafonja,+

      Sy hanafaka an’ireo voaheloka ho faty.+

  • Salamo 137:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 137 Teo amoron’ny renirano tany Babylona+ izahay no nipetrapetraka.+

      Teo koa izahay no nitomany rehefa nahatsiaro an’i Ziona.+

  • Salamo 142:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Avoahy avy ato amin’ity lakaly figadrana+ ity aho,

      Mba hiderako ny anaranao.+

      Aoka hiangona manodidina ahy ny olo-marina,+

      Satria mety ny ataonao amiko.+

  • Isaia 42:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 mba hampahiratanao ny maso jamba,+ sy hamoahanao ny voafonja+ hiala ao amin’ny lakaly figadrana, ary hamoahanao avy ao am-ponja ireo mitoetra ao amin’ny haizina.+

  • Isaia 49:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ary mba hilazana amin’ny voafonja+ hoe: ‘Mivoaha!’,+ sy amin’ireo ao anaty haizina+ hoe: ‘Misehoa!’+ Hiraoka ahitra eny an-dalana izy ireo, ary ho eny amin’ny lala-masaka rehetra eny ny kijanany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara