Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. Matio 26:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Fa hoy i Jesosy taminy: “Avereno amin’ny tranony ny sabatrao,+ fa ho fatin’ny sabatra izay rehetra mampiasa sabatra.+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.
52 Fa hoy i Jesosy taminy: “Avereno amin’ny tranony ny sabatrao,+ fa ho fatin’ny sabatra izay rehetra mampiasa sabatra.+