FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ankalazao koa ny fetin’ny fijinjana ny voaloham-bokatra,+ avy amin’izay nisasaranao sy nafafinao tany an-tsaha.+ Ary ankalazao koa ny fetin’ny fanangonam-bokatra atao amin’ny faramparan’ny taona, rehefa angoninao avy any an-tsaha ny vokatry ny fisasaranao.+

  • Levitikosy 23:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Manisà sabata fito manomboka ny ampitson’ny sabata, manomboka amin’ilay andro itondranareo ny amboara atao fanatitra ahetsiketsika.+ Tokony ho herinandro fito katroka ireo.

  • Jakoba 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Niteraka antsika tamin’ny tenin’ny fahamarinana izy,+ satria izany no sitrapony,+ mba ho anisan’ny voaloham-bokatra+ amin’ny zavaboariny isika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara