FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Iny misy kalesin’ady mitondra olona sady tarihin’ny soavaly roa!”+

      Hoy koa izy: “Nianjera, nianjera i Babylona,+ ary vaky miparitaka amin’ny tany daholo ny sary sokitra izay andriamaniny!”+

  • Jeremia 51:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nianjera tampoka i Babylona, ka torotoro.+ Aoka ianareo hidradradradra noho ny aminy.+ Makà balsama fa manaintaina izy,+ sao mba mety ho sitrana ihany izy.”

  • Apokalypsy 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nisy anjely mahery iray nanainga vato tahaka ny vato lehibe fikosoham-bary,+ ka nanipy mafy izany tany an-dranomasina,+ sady niteny hoe: “Hatsipy haingana toy izao i Babylona, ilay tanàna lehibe, ka tsy ho hita intsony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara