Daniela 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+ Lioka 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Nisy lehilahy+ manankarena nanao akanjo vita tamin’ny lamba volomparasy sy rongony. Niravoravo isan’andro izy sady niaina tao anatin’ny renty.+
29 Dia namoaka didy i Belsazara ka nampanaovina akanjo volomparasy i Daniela, ary nasiana rojo volamena ny vozony. Dia nambara fa izy no ho mpitondra fahatelo eo amin’ny fanjakana.+
19 “Nisy lehilahy+ manankarena nanao akanjo vita tamin’ny lamba volomparasy sy rongony. Niravoravo isan’andro izy sady niaina tao anatin’ny renty.+