Daniela 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary ny tandroka folo dia mpanjaka folo izay hipoitra avy amin’io fanjakana io.+ Ary hisy mpanjaka iray hafa koa hipoitra aorian’izy ireo. Ho hafa noho ireo voalohany izy,+ ary hampietry mpanjaka telo.+
24 Ary ny tandroka folo dia mpanjaka folo izay hipoitra avy amin’io fanjakana io.+ Ary hisy mpanjaka iray hafa koa hipoitra aorian’izy ireo. Ho hafa noho ireo voalohany izy,+ ary hampietry mpanjaka telo.+