FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 50:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Hihovotrovotra tokoa ny tany handre fa resy i Babylona,+ ary feo mitaraindraina no re eo amin’ireo firenena.”+

  • Ezekiela 27:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Hidanàka hijery anao ny mponina rehetra ao amin’ireo nosy,+ ary hangovitra sy hihorohoro ny mpanjakan’ireny.+ Hivaloarika ny tarehiny.+

  • Apokalypsy 18:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa niantsoantso mafy izy ireo teo am-pijerena ny setroky ny fandoroana azy, ka nanao hoe: ‘Iza no tanàna tahaka ilay tanàna lehibe?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara