FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Taorian’izay, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia novonoin’i Kaina i Abela rahalahiny ka matiny.+

  • Matio 23:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia amin’izay hivaly aminareo daholo ny ran’ny olo-marina nalatsaka teto an-tany, hatramin’ny ran’i Abela+ ka hatramin’ny ran’i Zakaria, zanak’i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan’ny toerana masina sy ny alitara.+

  • Hebreo 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Finoana no nahatonga an’i Abela hanao sorona ho an’Andriamanitra, dia sorona nisy vidiny kokoa noho ny an’i Kaina.+ Noho ny finoany, dia nahazo porofo izy hoe olo-marina satria nankasitraka* ny fanomezana nataony Andriamanitra.+ Ary na efa maty aza izy, dia mbola miteny ihany+ noho ny finoany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara