Genesisy 4:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Niteraka zazalahy koa i Seta, ka nataony hoe Enosa+ ny anarany. Tamin’izany fotoana izany ny olona no nanomboka niantso ny anaran’i Jehovah. Lioka 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tokotokony ho 30 taona+ i Jesosy+ tamin’izy nanomboka ny asany, ary izy ilay noheverin’ny olona fa zanak’iJosefa,+Josefa zanak’i Hely, Lioka 3:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Kenana zanak’i Enosa,+Enosa zanak’i Seta,+Seta zanak’i Adama,+Adama zanak’Andriamanitra.
26 Niteraka zazalahy koa i Seta, ka nataony hoe Enosa+ ny anarany. Tamin’izany fotoana izany ny olona no nanomboka niantso ny anaran’i Jehovah.
23 Tokotokony ho 30 taona+ i Jesosy+ tamin’izy nanomboka ny asany, ary izy ilay noheverin’ny olona fa zanak’iJosefa,+Josefa zanak’i Hely, Lioka 3:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Kenana zanak’i Enosa,+Enosa zanak’i Seta,+Seta zanak’i Adama,+Adama zanak’Andriamanitra.