Jaona 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy tany,+ dia ny Zanak’olona. Hebreo 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Finoana no nahatonga an’i Enoka+ hafindra toerana mba tsy hahita fahafatesana, ary tsy hita na taiza na taiza izy satria nafindran’Andriamanitra.+ Fa talohan’ny namindrana azy, dia nahazo porofo izy hoe nankasitrahan’Andriamanitra.
13 Ankoatra izany, dia tsy nisy niakatra tany an-danitra+ afa-tsy ilay nidina avy tany,+ dia ny Zanak’olona.
5 Finoana no nahatonga an’i Enoka+ hafindra toerana mba tsy hahita fahafatesana, ary tsy hita na taiza na taiza izy satria nafindran’Andriamanitra.+ Fa talohan’ny namindrana azy, dia nahazo porofo izy hoe nankasitrahan’Andriamanitra.