Genesisy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda*+ ny anarany. Dia tsy niteraka intsony izy taorian’izay. Apokalypsy 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Efa nandresy+ mantsy ilay Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ilay fakan’i+ Davida,+ ka ho afaka hanokatra an’ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”
35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda*+ ny anarany. Dia tsy niteraka intsony izy taorian’izay.
5 Hoy anefa ny iray tamin’ny anti-panahy tamiko: “Aza mitomany intsony. Efa nandresy+ mantsy ilay Liona avy amin’ny fokon’i Joda,+ ilay fakan’i+ Davida,+ ka ho afaka hanokatra an’ilay horonam-boky sy ny tombo-kaseny fito.”