Nomery 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ireto avy ny taranak’i Pereza: Avy tamin’i Hezrona+ ny Hezronita, ary avy tamin’i Hamola+ ny Hamolita. 1 Tantara 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona sy Hamola.+
21 Ireto avy ny taranak’i Pereza: Avy tamin’i Hezrona+ ny Hezronita, ary avy tamin’i Hamola+ ny Hamolita.