FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hoy Andriamanitra: “Aoka hisy zavatra manome hazavana*+ eny amin’ny habakabaka* mba hampisaraka ny andro sy ny alina.+ Ho famantarana ny fizaran-taona sy ny andro ary ny taona ireny.+

  • Salamo 74:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nasianao fetrany ny faritra rehetra eto an-tany,+

      Ary nanao ny fahavaratra sy ny ririnina ianao.+

  • Mpitoriteny 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Lasa ny taranaka iray, ary mandimby azy ny taranaka iray,

      Fa ny tany kosa maharitra* mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara