Ezekiela 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Natakalon’ny taranak’i Togarma+ soavaly fitondra miady sy karazan-tsoavaly hafa ary ramole kosa ny entanao. Ezekiela 38:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Firenena be dia be no miaraka aminao, dia i Gomera sy ny miaramilany rehetra, sy ny taranak’i Togarma+ avy any amin’ny farany avaratra, ary ny miaramilany rehetra.+
14 Natakalon’ny taranak’i Togarma+ soavaly fitondra miady sy karazan-tsoavaly hafa ary ramole kosa ny entanao.
6 Firenena be dia be no miaraka aminao, dia i Gomera sy ny miaramilany rehetra, sy ny taranak’i Togarma+ avy any amin’ny farany avaratra, ary ny miaramilany rehetra.+