1 Korintianina 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tsy tokony hisaron-doha ny lehilahy satria endrika+ sy voninahitr’Andriamanitra izy, fa ny vehivavy kosa voninahitry ny lehilahy.
7 Fa tsy tokony hisaron-doha ny lehilahy satria endrika+ sy voninahitr’Andriamanitra izy, fa ny vehivavy kosa voninahitry ny lehilahy.