FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 I Arpaksada niteraka an’i Sela,+ ary Sela niteraka an’i Ebera.

  • 1 Tantara 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 I Arpaksada niteraka an’i Sela,+ ary Sela niteraka an’i Ebera.

  • Lioka 3:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tokotokony ho 30 taona+ i Jesosy+ tamin’izy nanomboka ny asany, ary izy ilay noheverin’ny olona fa zanak’i

      Josefa,+

      Josefa zanak’i Hely,

  • Lioka 3:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Nahora zanak’i Seroga,+

      Seroga zanak’i Reo,+

      Reo zanak’i Palega,+

      Palega zanak’i Ebera,+

      Ebera zanak’i Sela,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara