FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy ihany izy taminy: “Izaho no Jehovah, ilay nitondra anao nivoaka avy tany Oran’ny Kaldeanina, mba hanome anao an’ity tany ity. Dia ho lasanao izy ity.”+

  • Nehemia 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ianao no Jehovah, ilay tena Andriamanitra, izay nifidy an’i Abrama+ sy nitondra azy hiala tao Oran’ny+ Kaldeanina, ka nanao ny anarany hoe Abrahama.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara