Genesisy 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tatỳ aoriana, dia nifindra lasy i Abrama ka nankany Negeba.+ Nifindrafindra toby foana izy tamin’izany. Genesisy 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary niala teo+ i Abrahama ka nifindra toby nankany amin’ny faritr’i Negeba. Dia nipetraka teo anelanelan’i Kadesy+ sy Sora+ izy. Tamin’izy nipetraka* tao Gerara,+
9 Tatỳ aoriana, dia nifindra lasy i Abrama ka nankany Negeba.+ Nifindrafindra toby foana izy tamin’izany.
20 Ary niala teo+ i Abrahama ka nifindra toby nankany amin’ny faritr’i Negeba. Dia nipetraka teo anelanelan’i Kadesy+ sy Sora+ izy. Tamin’izy nipetraka* tao Gerara,+