19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao. Dia ataovy hoe Isaka* ny anarany.+ Amin’i Isaka aho no hanao an’ilay fifanekena, dia ilay fifanekena mandrakizay hahasoa azy sy ny taranany handimby azy.+
17 dia tena hotahiko ianao ka tena hataoko lasa be dia be ny taranakao, hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ho lasan’ny taranakao koa ny vavahadin’ny* fahavalony.+