17 Koa izany no ilazako hoe hanafaka anareo amin’ny fampahorian’ny Ejipsianina aho,+ ka hitondra anareo any amin’ny tanin’ny Kananita, sy ny Hetita, sy ny Amorita,+ sy ny Perizita, sy ny Hivita, ary ny Jebosita,+ dia any amin’ny tany tondra-dronono sy tantely.”’+