FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rehefa hitan’i Rahely fa tsy niteraka tamin’i Jakoba izy, dia lasa nialona ny rahavaviny izy, ka niteny tamin’i Jakoba hoe: “Omeo zaza aho, fa raha tsy izany dia ho faty.”

  • Genesisy 30:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hoy i Rahely: “Io i Bilaha mpanompovaviko,+ dia manaova firaisana aminy. Dia amin’izay izy no hanan-janaka eo amin’ny toerako,* dia ho lasa hoatran’ny hoe zanako ny zanany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara