FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nanao fifanekena tamin’izy ireo koa aho hoe homeko azy ireo i Kanana, ilay tany nipetrahany tamin’izy ireo nivahiny tany.+

  • Hebreo 11:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Finoana no nahatonga an’i Abrahama+ hankatò rehefa nantsoina izy. Nankatò izy ka nankany amin’ny toerana homena azy ho lovany. Ary nandeha izy, na dia tsy fantany aza hoe ho aiza.+ 9 Finoana no nahatonga azy hivahiny tany amin’ilay tany nampanantenaina, ka hoatran’ny hoe tany an-tanin’olona+ izy. Nipetraka an-tranolay+ izy, niaraka tamin’i Isaka sy Jakoba, mpiara-mandova aminy an’ilay fampanantenana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara