3 Matahotra anefa aho sao ianareo ho voafitaka toa an’i Eva izay nofitahin’ny menarana tamin-kafetsena,+ ka ho simba ny sainareo, dia tsy ho ao aminareo intsony ilay fahatsorana sy fahadiovana mendrika an’i Kristy.+
14 Tsapaina anefa ny tsirairay rehefa voasariky ny faniriany sy manaiky ho resin’izany.*+15 Ary ny faniriana rehefa avela hitombo* dia miteraka ota, ary ny ota kosa rehefa tanterahina dia mahatonga fahafatesana.+