Genesisy 27:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Taorian’izany, dia hoy foana i Rebeka tamin’i Isaka: “Tena mankaleo ahy ny fiainako noho ireto zanakavavin’ny Hetita ireto!+ Raha sanatria i Jakoba ka manambady zanakavavin’ny Hetita hoatr’ireo zazavavy tompon-tany ireo, dia aleoko maty.”+ Genesisy 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fantatr’i Esao àry hoe tsy nahafaly an’i Isaka rainy ny vehivavy tao Kanana.+
46 Taorian’izany, dia hoy foana i Rebeka tamin’i Isaka: “Tena mankaleo ahy ny fiainako noho ireto zanakavavin’ny Hetita ireto!+ Raha sanatria i Jakoba ka manambady zanakavavin’ny Hetita hoatr’ireo zazavavy tompon-tany ireo, dia aleoko maty.”+