FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 8:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Avy amin’ny Devoly rainareo ianareo, ary izay irin’ny rainareo no tianareo hatao.+ Efa mpamono olona hatrany am-boalohany izy,*+ ary tsy nifikitra tamin’ny marina, satria tsy misy marina mihitsy ao aminy. Mandainga izy satria efa izay no maha izy azy. Mpandainga mantsy izy sady rain’ny lainga.+

  • 1 Jaona 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izao no tena ahitana an’izay zanak’Andriamanitra sy izay zanaky ny Devoly: Izay rehetra tsy manao ny marina dia tsy avy amin’Andriamanitra. Hoatr’izany koa izay tsy tia ny rahalahiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara