Genesisy 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa lasa nanety ny ondriny i Labana, dia nangalarin’i Rahely ny sarivongana terafima*+ nivavahany.+ Deoteronomia 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manana andriamani-kafa ankoatra ahy* mihitsy.+ Josoa 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary aza mifanerasera mihitsy amin’ireo firenena+ mbola tavela eo aminareo ireo. Aza tononina na dia ny anaran’ny andriamaniny aza,+ ary aza mianiana amin’ny anaran’izy ireny. Aza manompo an’ireny mihitsy na miankohoka aminy.+ 1 Korintianina 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa andosiro ny fanompoan-tsampy,+ ry malala.
19 Rehefa lasa nanety ny ondriny i Labana, dia nangalarin’i Rahely ny sarivongana terafima*+ nivavahany.+
7 Ary aza mifanerasera mihitsy amin’ireo firenena+ mbola tavela eo aminareo ireo. Aza tononina na dia ny anaran’ny andriamaniny aza,+ ary aza mianiana amin’ny anaran’izy ireny. Aza manompo an’ireny mihitsy na miankohoka aminy.+