Genesisy 17:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Efa henoko anefa izany teninao momba an’i Ismaela izany. Hotahiko koa izy, ka hataoko manan-taranaka sady hataoko lasa be dia be mihitsy ny taranany. Hiteraka mpiadidy 12 izy, ka hataoko lasa firenena lehibe.+ Genesisy 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nipetraka hisakafo izy ireo. Avy eo izy ireo nahatazana Ismaelita+ maromaro niaraka avy tany Gileada, handeha hidina ho any Ejipta. Nitondra ditin-kazo ladanoma sy balsama ary hodi-kazo misy ditiny+ ny ramevan’izy ireo.
20 Efa henoko anefa izany teninao momba an’i Ismaela izany. Hotahiko koa izy, ka hataoko manan-taranaka sady hataoko lasa be dia be mihitsy ny taranany. Hiteraka mpiadidy 12 izy, ka hataoko lasa firenena lehibe.+
25 Dia nipetraka hisakafo izy ireo. Avy eo izy ireo nahatazana Ismaelita+ maromaro niaraka avy tany Gileada, handeha hidina ho any Ejipta. Nitondra ditin-kazo ladanoma sy balsama ary hodi-kazo misy ditiny+ ny ramevan’izy ireo.