FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary ataovy ao anatin’ilay Vata ny Tenin’ny Vavolombelona homeko anao.+

  • Eksodosy 31:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Vao vita ny resak’izy sy Mosesy teo amin’ny Tendrombohitra Sinay, dia nomeny azy ny takela-bato roa misy ny Tenin’ny Vavolombelona,+ izany hoe ny takela-bato nosoratan’ny rantsantanan’Andriamanitra.+

  • Nomery 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia napetrak’i Mosesy teo anatrehan’i Jehovah, tao amin’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, ireo tehina ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara