FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 37:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy. Notefeny tamin’ny marotoa ilay izy. Vaingam-bolamena iray tsy nosaratsarahina no notefeny hanaovana ny tongony, ny vatany, ny voninkazony, ny bokony, ary ny felany.+

  • Eksodosy 37:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny jiro fito+ ho an’ilay fitoeran-jiro sy ny fitazonana lahin-jiro* ary ny fitondrana afo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara