FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 8:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary nakan’i Mosesy ny menaka masina fanosorana+ sy ny ra teo ambony alitara, ka nafafiny tamin’i Arona sy ny akanjony, sy tamin’ny zanany lahy sy ny akanjon’izy ireo. Toy izany no nanamasinany an’i Arona sy ny akanjony, ary ny zanany lahy+ sy ny akanjon’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara