Genesisy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Rehefa feno 99 taona i Abrama, dia niseho taminy i Jehovah ka niteny hoe: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra. Araho foana izay lazaiko aminao,* dia asehoy hoe tsy misy tsiny ianao. Genesisy 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Hotanterahiko ny fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao, izany hoe ny taranakao sy ny taranany rehetra mifandimby. Fifanekena mandrakizay izany, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho. Eksodosy 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Henon’Andriamanitra ny fitarainan’izy ireo,+ ka tadidiny ny fifanekena nataony tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.+
17 Rehefa feno 99 taona i Abrama, dia niseho taminy i Jehovah ka niteny hoe: “Izaho no Andriamanitra Mahery Indrindra. Araho foana izay lazaiko aminao,* dia asehoy hoe tsy misy tsiny ianao.
7 “Hotanterahiko ny fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao, izany hoe ny taranakao sy ny taranany rehetra mifandimby. Fifanekena mandrakizay izany, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.
24 Henon’Andriamanitra ny fitarainan’izy ireo,+ ka tadidiny ny fifanekena nataony tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba.+