Nomery 33:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nandevina ny lahimatoany rehetra novonoin’i Jehovah ny Ejipsianina tamin’izay,+ satria efa nofaizin’i Jehovah ny andriamanitry ny Ejipsianina.+ Salamo 78:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Naripany daholo ny lahimatoa tany Ejipta+ tamin’ny farany,Dia ireo nateraka voalohany tao amin’ny tranolain’i Hama. Salamo 105:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia naripak’Andriamanitra ny lahimatoa rehetra tao amin’ny tanin’izy ireo,+Izany hoe ireo naterany voalohany.
4 Nandevina ny lahimatoany rehetra novonoin’i Jehovah ny Ejipsianina tamin’izay,+ satria efa nofaizin’i Jehovah ny andriamanitry ny Ejipsianina.+
51 Naripany daholo ny lahimatoa tany Ejipta+ tamin’ny farany,Dia ireo nateraka voalohany tao amin’ny tranolain’i Hama.
36 Dia naripak’Andriamanitra ny lahimatoa rehetra tao amin’ny tanin’izy ireo,+Izany hoe ireo naterany voalohany.