Eksodosy 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary niteny tamin’i Farao ny mpanompony hoe: “Mandra-pahoviana iny lehilahy iny no handrahona* antsika? Avelao handeha any ireo olona ireo, mba ho afaka hanompo an’i Jehovah Andriamaniny. Tsy hitanao angaha fa efa potika i Ejipta?”
7 Ary niteny tamin’i Farao ny mpanompony hoe: “Mandra-pahoviana iny lehilahy iny no handrahona* antsika? Avelao handeha any ireo olona ireo, mba ho afaka hanompo an’i Jehovah Andriamaniny. Tsy hitanao angaha fa efa potika i Ejipta?”