Genesisy 46:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nisy 66 ny olona rehetra naterak’i Jakoba, izay niaraka taminy nankany Ejipta, ankoatra ny vadin’ireo zanany lahy.+ Deoteronomia 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa 70 fotsiny ny razambenareo rehefa nidina nankany Ejipta,+ nefa izao ianareo efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo lasa be dia be hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra.+ Asan’ny Apostoly 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa nasain’i Josefa nalaina avy tany amin’izany toerana izany i Jakoba rainy sy ny havany rehetra,+ ka nisy 75 izy ireo tamin’ny fitambarany.+
26 Nisy 66 ny olona rehetra naterak’i Jakoba, izay niaraka taminy nankany Ejipta, ankoatra ny vadin’ireo zanany lahy.+
22 Fa 70 fotsiny ny razambenareo rehefa nidina nankany Ejipta,+ nefa izao ianareo efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo lasa be dia be hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra.+
14 Koa nasain’i Josefa nalaina avy tany amin’izany toerana izany i Jakoba rainy sy ny havany rehetra,+ ka nisy 75 izy ireo tamin’ny fitambarany.+