FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hidina aho hamonjy azy ireo eo an-tanan’ny Ejipsianina.+ Dia hoentiko hiala amin’izany tany izany izy ireo, mba hiakatra ho any amin’ny tany tsara sady malalaka, dia tany tondra-dronono sy tantely,+ any amin’ny faritra misy ny Kananita, sy ny Hetita, sy ny Amorita, sy ny Perizita, sy ny Hivita, ary ny Jebosita.+

  • Eksodosy 34:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Henoy tsara izay didy omeko anareo anio.+ Horoahiko tsy ho eo anatrehanareo ny Amorita, ny Kananita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara