FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+ Hesorinareo tsy ho ao an-tranonareo ny lalivay, amin’ny andro voalohany, satria haringana tsy ho anisan’ny Israely izay olona mihinana zavatra misy lalivay, hatramin’ny andro voalohany ka hatramin’ny andro fahafito.

  • Eksodosy 34:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ankalazao ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Hihinana mofo tsy misy lalivay ianao, araka ny didy nomeko anao. Hihinana an’izany ianao mandritra ny fito andro, amin’ny fotoana voatondro amin’ny volana Abiba.*+ Tamin’ny volana Abiba mantsy ianao no nivoaka avy tany Ejipta.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara